plt_tn/deu/06/01.md

520 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy ny fanambarany amin'ny vahoakan'Israely izay natombony tao amin'ny 5:1. Manomboka ao amin'ny andininy faha-2 izy dia miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

mba hahafahanao mitandrina ireo ... fitendremana

"mba hahafahanao mankatoa ... fankatoavana"

izay halehanao tandrifin'i Jordana

"izay halehanao any amin'ny ilany ampitan'ny Renirano Jordana"

mba hitombo ny andro hiainanao

DH: "mba hahafahako mampitombo ny andronao"