# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy ny fanambarany amin'ny vahoakan'Israely izay natombony tao amin'ny 5:1. Manomboka ao amin'ny andininy faha-2 izy dia miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # mba hahafahanao mitandrina ireo ... fitendremana "mba hahafahanao mankatoa ... fankatoavana" # izay halehanao tandrifin'i Jordana "izay halehanao any amin'ny ilany ampitan'ny Renirano Jordana" # mba hitombo ny andro hiainanao DH: "mba hahafahako mampitombo ny andronao"