plt_tn/deu/05/25.md

16 lines
477 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ireo Israelita ny amin'izay nolazain'ireo Israelita tamin'i Mosesy.
# Fa nahoana isika no tokony ho faty?
Natahotra izy ireo hoe ho faty raha toa ka niresaka tamin'izy ireo Yaveh. DH: "Natahotra ny ho faty isika."
# Fa iza ankoatra antsika ... efa nataontsika?
DH: "Tsy misy ankoatra antsika ... efa nataontsika."
# ny nofo rehetra
Ity dia entina ilazana "ny olona rehetra" na "ny zava-manan'aina rehetra"