# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ireo Israelita ny amin'izay nolazain'ireo Israelita tamin'i Mosesy. # Fa nahoana isika no tokony ho faty? Natahotra izy ireo hoe ho faty raha toa ka niresaka tamin'izy ireo Yaveh. DH: "Natahotra ny ho faty isika." # Fa iza ankoatra antsika ... efa nataontsika? DH: "Tsy misy ankoatra antsika ... efa nataontsika." # ny nofo rehetra Ity dia entina ilazana "ny olona rehetra" na "ny zava-manan'aina rehetra"