plt_tn/deu/05/25.md

477 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ireo Israelita ny amin'izay nolazain'ireo Israelita tamin'i Mosesy.

Fa nahoana isika no tokony ho faty?

Natahotra izy ireo hoe ho faty raha toa ka niresaka tamin'izy ireo Yaveh. DH: "Natahotra ny ho faty isika."

Fa iza ankoatra antsika ... efa nataontsika?

DH: "Tsy misy ankoatra antsika ... efa nataontsika."

ny nofo rehetra

Ity dia entina ilazana "ny olona rehetra" na "ny zava-manan'aina rehetra"