plt_tn/deu/05/15.md

12 lines
421 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# Ho tsaroanao
Fomba fiteny ity. DH: "aoka ho tsaroanao"
# tamin'ny alalan'ny tanana mahery sy faninjirana ny sandry
Eto ny hoe "tanana mahery" sy "sandry mihinjitra" dia sarin-teny hanehoana ny herin'i Yaveh. Adikao toy ny ao amin'ny 4:34 ity. DH: "tamin'ny fampisehoana ny fahefany mahery"