# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # Ho tsaroanao Fomba fiteny ity. DH: "aoka ho tsaroanao" # tamin'ny alalan'ny tanana mahery sy faninjirana ny sandry Eto ny hoe "tanana mahery" sy "sandry mihinjitra" dia sarin-teny hanehoana ny herin'i Yaveh. Adikao toy ny ao amin'ny 4:34 ity. DH: "tamin'ny fampisehoana ny fahefany mahery"