plt_tn/deu/05/15.md

421 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

Ho tsaroanao

Fomba fiteny ity. DH: "aoka ho tsaroanao"

tamin'ny alalan'ny tanana mahery sy faninjirana ny sandry

Eto ny hoe "tanana mahery" sy "sandry mihinjitra" dia sarin-teny hanehoana ny herin'i Yaveh. Adikao toy ny ao amin'ny 4:34 ity. DH: "tamin'ny fampisehoana ny fahefany mahery"