plt_tn/deu/05/12.md

561 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

hanamasinana azy

"hanokanana izany ho an'Andriamanitra"

hanaovanao ny raharahanao rehetra

"hanaovanao ireo asanao mahazatra"

ny andro fahafito

"andro faha-7."

Amin'izany dia tsy hiasa ianao

"Amin'izany andro izany dia aza miasa mihintsy"

anatin'ny vavahadinao

Eto ny hoe "vavahady" dia entina anehoana ilay tanàna mihintsy. DH: "ao anatin'ny fiarahamoninao" na "ao amin'ny tanànanao" na "miara-mipetraka aminao"