plt_tn/deu/05/12.md

24 lines
561 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# hanamasinana azy
"hanokanana izany ho an'Andriamanitra"
# hanaovanao ny raharahanao rehetra
"hanaovanao ireo asanao mahazatra"
# ny andro fahafito
"andro faha-7."
# Amin'izany dia tsy hiasa ianao
"Amin'izany andro izany dia aza miasa mihintsy"
# anatin'ny vavahadinao
Eto ny hoe "vavahady" dia entina anehoana ilay tanàna mihintsy. DH: "ao anatin'ny fiarahamoninao" na "ao amin'ny tanànanao" na "miara-mipetraka aminao"