# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # hanamasinana azy "hanokanana izany ho an'Andriamanitra" # hanaovanao ny raharahanao rehetra "hanaovanao ireo asanao mahazatra" # ny andro fahafito "andro faha-7." # Amin'izany dia tsy hiasa ianao "Amin'izany andro izany dia aza miasa mihintsy" # anatin'ny vavahadinao Eto ny hoe "vavahady" dia entina anehoana ilay tanĂ na mihintsy. DH: "ao anatin'ny fiarahamoninao" na "ao amin'ny tanĂ nanao" na "miara-mipetraka aminao"