plt_tn/deu/05/09.md

573 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

Tsy hiankohoka amin'ireo ianao na hanompo azy ireo

"Tsy hanompo ireo sary sokitra na hanao araka izay didiany ianao"

Izaho ... dia Andriamanitra saro-piaro

"Izaho ... dia mila anao manompo Ahy irery"

an'arivony, amin'ireo izay tia Ahy

Ny dikan-teny sasany dia manao hoe "taranaka an'arivony amin'ireo izay tia Ahy." Ny teny hoe "an'arivony" dia entina hilazana isa be loatra raha isaina. DH: "olona an'arivony, amin'ireo izay tia Ahy"