plt_tn/deu/05/09.md

16 lines
573 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# Tsy hiankohoka amin'ireo ianao na hanompo azy ireo
"Tsy hanompo ireo sary sokitra na hanao araka izay didiany ianao"
# Izaho ... dia Andriamanitra saro-piaro
"Izaho ... dia mila anao manompo Ahy irery"
# an'arivony, amin'ireo izay tia Ahy
Ny dikan-teny sasany dia manao hoe "taranaka an'arivony amin'ireo izay tia Ahy." Ny teny hoe "an'arivony" dia entina hilazana isa be loatra raha isaina. DH: "olona an'arivony, amin'ireo izay tia Ahy"