# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # Tsy hiankohoka amin'ireo ianao na hanompo azy ireo "Tsy hanompo ireo sary sokitra na hanao araka izay didiany ianao" # Izaho ... dia Andriamanitra saro-piaro "Izaho ... dia mila anao manompo Ahy irery" # an'arivony, amin'ireo izay tia Ahy Ny dikan-teny sasany dia manao hoe "taranaka an'arivony amin'ireo izay tia Ahy." Ny teny hoe "an'arivony" dia entina hilazana isa be loatra raha isaina. DH: "olona an'arivony, amin'ireo izay tia Ahy"