plt_tn/deu/04/01.md

12 lines
312 B
Markdown

# ho ampianariko anareo
Mosesy dia milaza ny vahoakan'Israely ny amin'izay tian'Andriamanitra ataon'izy ireo.
# ho ataonareo
"ary hankatoavy ireo"
# Aoka ianareo tsy hanampy ny teny ... na hanala amin'izany
Tsy tian'i Yaveh hamorona lalàna vaovao ny olony, na tsy hiraharaha ireo izay efa nomeny azy ireo.