plt_tn/deu/04/01.md

312 B

ho ampianariko anareo

Mosesy dia milaza ny vahoakan'Israely ny amin'izay tian'Andriamanitra ataon'izy ireo.

ho ataonareo

"ary hankatoavy ireo"

Aoka ianareo tsy hanampy ny teny ... na hanala amin'izany

Tsy tian'i Yaveh hamorona lalàna vaovao ny olony, na tsy hiraharaha ireo izay efa nomeny azy ireo.