# ho ampianariko anareo Mosesy dia milaza ny vahoakan'Israely ny amin'izay tian'Andriamanitra ataon'izy ireo. # ho ataonareo "ary hankatoavy ireo" # Aoka ianareo tsy hanampy ny teny ... na hanala amin'izany Tsy tian'i Yaveh hamorona lalàna vaovao ny olony, na tsy hiraharaha ireo izay efa nomeny azy ireo.