plt_tn/deu/03/03.md

559 B

ary ireo vahoakany rehetra dia natao teo ambany fahefanay

DH: "ary Yaveh nametraka ny vahoakan'i Oga rehetra ho eo ambany fahefanay"

mandrapaha-tsy nisy tavela intsony ireo vahoakany

Ity dia nampiasaina mba hanamafisana fa tsy nisy navelan'ireo Israelita ho velona. DH: "maty avokoa ny vahoakany rehetra"

tsy nisy tanàna izay tsy nalainay

Ity dia entina hanamafisana fa nalain'izy ireo avokoa ireo tanàna 60. DH: "nalainay avokoa ny tanàna rehetra"

tanàna enimpolo

"tanàna 60"

ny faritr'i Argoba

Anaran-tanàna ao anatin'i Basana ity.