# ary ireo vahoakany rehetra dia natao teo ambany fahefanay DH: "ary Yaveh nametraka ny vahoakan'i Oga rehetra ho eo ambany fahefanay" # mandrapaha-tsy nisy tavela intsony ireo vahoakany Ity dia nampiasaina mba hanamafisana fa tsy nisy navelan'ireo Israelita ho velona. DH: "maty avokoa ny vahoakany rehetra" # tsy nisy tanàna izay tsy nalainay Ity dia entina hanamafisana fa nalain'izy ireo avokoa ireo tanàna 60. DH: "nalainay avokoa ny tanàna rehetra" # tanàna enimpolo "tanàna 60" # ny faritr'i Argoba Anaran-tanàna ao anatin'i Basana ity.