plt_tn/deu/03/03.md

20 lines
559 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ary ireo vahoakany rehetra dia natao teo ambany fahefanay
DH: "ary Yaveh nametraka ny vahoakan'i Oga rehetra ho eo ambany fahefanay"
# mandrapaha-tsy nisy tavela intsony ireo vahoakany
Ity dia nampiasaina mba hanamafisana fa tsy nisy navelan'ireo Israelita ho velona. DH: "maty avokoa ny vahoakany rehetra"
# tsy nisy tanàna izay tsy nalainay
Ity dia entina hanamafisana fa nalain'izy ireo avokoa ireo tanàna 60. DH: "nalainay avokoa ny tanàna rehetra"
# tanàna enimpolo
"tanàna 60"
# ny faritr'i Argoba
Anaran-tanàna ao anatin'i Basana ity.