plt_tn/deu/02/28.md

947 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia manohy ny hafatr'i Mosesy amin'i Sihona Mpanjaka.

Vola no hividianako sakafo aminao, mba hahafahako mihinana; vola no hividianako rano, mba hahafahako misotro

Miteny amin'i Sihona i Mosesy fa tsy hangalatra amin'ireo Amorita ny Israelita ary mangataka an'i Sihona sy ny vahoakany mba hivarotra sakafo sy rano amin'ireo Israelita; tsy manome baiko izy. DH: "manantena ny hividy sakafo aho mba hahafahako mihinana sy mividy rano mba hahafahako misotro"

vola no hividianako .. hahafahako mihinana ... hividianako rano ... mba hahafahako misotro

Mosesy dia maneho ny vahoakan'Israely toy ny hoe Mosesy mihitsy izy ireo. DH: "Vola no hividianako sy ny vahoakako ... hahafahanay mihinana ... hividiananay rano ... hahafahanay misotro"

avelao fotsiny aho handeha

"avelao andeha eo amin'ny taninao fotsiny izahay"

Ara

Ity dia anarana toerana. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 2:9.