plt_tn/deu/02/28.md

20 lines
947 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity dia manohy ny hafatr'i Mosesy amin'i Sihona Mpanjaka.
# Vola no hividianako sakafo aminao, mba hahafahako mihinana; vola no hividianako rano, mba hahafahako misotro
Miteny amin'i Sihona i Mosesy fa tsy hangalatra amin'ireo Amorita ny Israelita ary mangataka an'i Sihona sy ny vahoakany mba hivarotra sakafo sy rano amin'ireo Israelita; tsy manome baiko izy. DH: "manantena ny hividy sakafo aho mba hahafahako mihinana sy mividy rano mba hahafahako misotro"
# vola no hividianako .. hahafahako mihinana ... hividianako rano ... mba hahafahako misotro
Mosesy dia maneho ny vahoakan'Israely toy ny hoe Mosesy mihitsy izy ireo. DH: "Vola no hividianako sy ny vahoakako ... hahafahanay mihinana ... hividiananay rano ... hahafahanay misotro"
# avelao fotsiny aho handeha
"avelao andeha eo amin'ny taninao fotsiny izahay"
# Ara
Ity dia anarana toerana. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 2:9.