# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia manohy ny hafatr'i Mosesy amin'i Sihona Mpanjaka. # Vola no hividianako sakafo aminao, mba hahafahako mihinana; vola no hividianako rano, mba hahafahako misotro Miteny amin'i Sihona i Mosesy fa tsy hangalatra amin'ireo Amorita ny Israelita ary mangataka an'i Sihona sy ny vahoakany mba hivarotra sakafo sy rano amin'ireo Israelita; tsy manome baiko izy. DH: "manantena ny hividy sakafo aho mba hahafahako mihinana sy mividy rano mba hahafahako misotro" # vola no hividianako .. hahafahako mihinana ... hividianako rano ... mba hahafahako misotro Mosesy dia maneho ny vahoakan'Israely toy ny hoe Mosesy mihitsy izy ireo. DH: "Vola no hividianako sy ny vahoakako ... hahafahanay mihinana ... hividiananay rano ... hahafahanay misotro" # avelao fotsiny aho handeha "avelao andeha eo amin'ny taninao fotsiny izahay" # Ara Ity dia anarana toerana. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 2:9.