plt_tn/deu/02/26.md

24 lines
660 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Naniraka aho
Eto ny hoe "aho" dia maneho an'i Mosesy.
# an'efitr'i Kedemota
Ity dia anarana toerana akaikin'ny lohasahan'i Arnona.
# Sihona ... Hesbona
Ireo dia anaran'olona sy toerana. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:3.
# niaraka tamin'ny teny fihavanana
Eto ny hoe "teny fihavanana" dia midika hoe "niaraka tamin'ny tolotra fihavanana" na "niaraka tamin'ny hafatra avy amiko mangataka fihavanana."
# tsy hivily hiankavia na hiankavanana aho
Ity fehezanteny ity dia manamafy fa handeha any amin'ny lalana mitovy foana izy ireo. "tsy hiova lalana aho"