# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # Naniraka aho Eto ny hoe "aho" dia maneho an'i Mosesy. # an'efitr'i Kedemota Ity dia anarana toerana akaikin'ny lohasahan'i Arnona. # Sihona ... Hesbona Ireo dia anaran'olona sy toerana. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:3. # niaraka tamin'ny teny fihavanana Eto ny hoe "teny fihavanana" dia midika hoe "niaraka tamin'ny tolotra fihavanana" na "niaraka tamin'ny hafatra avy amiko mangataka fihavanana." # tsy hivily hiankavia na hiankavanana aho Ity fehezanteny ity dia manamafy fa handeha any amin'ny lalana mitovy foana izy ireo. "tsy hiova lalana aho"