660 B
660 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
Naniraka aho
Eto ny hoe "aho" dia maneho an'i Mosesy.
an'efitr'i Kedemota
Ity dia anarana toerana akaikin'ny lohasahan'i Arnona.
Sihona ... Hesbona
Ireo dia anaran'olona sy toerana. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:3.
niaraka tamin'ny teny fihavanana
Eto ny hoe "teny fihavanana" dia midika hoe "niaraka tamin'ny tolotra fihavanana" na "niaraka tamin'ny hafatra avy amiko mangataka fihavanana."
tsy hivily hiankavia na hiankavanana aho
Ity fehezanteny ity dia manamafy fa handeha any amin'ny lalana mitovy foana izy ireo. "tsy hiova lalana aho"