plt_tn/deu/02/16.md

16 lines
550 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nitranga tany aloha.
# ianao dia ... manakaiky ianao ... aza manakorontana ... hanome
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, koa tokony ho "ianao" avokoa
# handalo an'i Ara
Ity dia anaran-tanàna ao Moaba. Jereo ny nandikanao ny hoe "Ara" tao amin'ny 2:9.
# an'ireo taranak'i Lota
Ny vahoakan'Israely dia nifandray tamin'ireo taranak'i Amona. Amona dia zanaka lahin'i Lota. Lota dia zana-drahalahin'i Abrahama.