# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nitranga tany aloha. # ianao dia ... manakaiky ianao ... aza manakorontana ... hanome Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, koa tokony ho "ianao" avokoa # handalo an'i Ara Ity dia anaran-tanĂ na ao Moaba. Jereo ny nandikanao ny hoe "Ara" tao amin'ny 2:9. # an'ireo taranak'i Lota Ny vahoakan'Israely dia nifandray tamin'ireo taranak'i Amona. Amona dia zanaka lahin'i Lota. Lota dia zana-drahalahin'i Abrahama.