plt_tn/deu/02/16.md

550 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nitranga tany aloha.

ianao dia ... manakaiky ianao ... aza manakorontana ... hanome

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, koa tokony ho "ianao" avokoa

handalo an'i Ara

Ity dia anaran-tanàna ao Moaba. Jereo ny nandikanao ny hoe "Ara" tao amin'ny 2:9.

an'ireo taranak'i Lota

Ny vahoakan'Israely dia nifandray tamin'ireo taranak'i Amona. Amona dia zanaka lahin'i Lota. Lota dia zana-drahalahin'i Abrahama.