plt_tn/deu/01/26.md

28 lines
930 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ny olona ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha.
# Kanefa ianareo nandà ny hanafika
Andriamanitra dia nibaiko ireo Israelita mba hanafika sy hamotika ireo Amorita, saingy natahotra ireo Israelita ary nandà ny hiady amin'izy ireo.
# eny am-pelatanan'ireo Amorita
Eto ny hoe "eny am-pelatanana" dia midika hoe manome ireo Amorita fahefana eo amin'izy ireo. DH: "eo amin'ny fahefan'ireo Amorita"
# Aiza no azontsika aleha ankehitriny?
Eto ity fanontaniana ity dia manamafy ny fahatahoran'izy ireo. Afaka atao fanambarana ity fanontaniana ity. DH: "Tsy misy azontsika aleha."
# sy voaaro mafy manakatra ny lanitra
Ity dia fanitarana izay manamafy ny tahotr'ireo vahoaka satria lehibe sy mafy ireo tanàna.
# voaaro manakatra ny
"misy rindrina izay avo toy ny"
# zanaky ny Anakita
Misy taranaky ny olona Anakita izay tena vaventy sy mafy.