# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny olona ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha. # Kanefa ianareo nandà ny hanafika Andriamanitra dia nibaiko ireo Israelita mba hanafika sy hamotika ireo Amorita, saingy natahotra ireo Israelita ary nandà ny hiady amin'izy ireo. # eny am-pelatanan'ireo Amorita Eto ny hoe "eny am-pelatanana" dia midika hoe manome ireo Amorita fahefana eo amin'izy ireo. DH: "eo amin'ny fahefan'ireo Amorita" # Aiza no azontsika aleha ankehitriny? Eto ity fanontaniana ity dia manamafy ny fahatahoran'izy ireo. Afaka atao fanambarana ity fanontaniana ity. DH: "Tsy misy azontsika aleha." # sy voaaro mafy manakatra ny lanitra Ity dia fanitarana izay manamafy ny tahotr'ireo vahoaka satria lehibe sy mafy ireo tanàna. # voaaro manakatra ny "misy rindrina izay avo toy ny" # zanaky ny Anakita Misy taranaky ny olona Anakita izay tena vaventy sy mafy.