plt_tn/deu/01/25.md

20 lines
665 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha.
# Naka ... izy ireo
"Naka ... ireo lehilahy 12"
# Naka ny sasan-tsasany tamin'ireo vokatra teo amin'ilay tany teny an-tanany
"naka ny sasany tamin'ireo vokatry ny tany"
# Nitondra teny ho anay koa izy ireo ka nanao hoe
Ilay olona miteny eto dia miresaka toy ny hoe zavatra azo tsapain-tanana izay afaka entin'ny olona ny hoe "teny." DH: "niteny taminay"
# nanao hoe: 'Tany tsara izay omen'i Yaveh Andriamanintsika ho antsika izany.'
DH: "nilaza fa ilay tany izay omen'i Yaveh Andriamanintsika ho antsika dia tsara"