# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha. # Naka ... izy ireo "Naka ... ireo lehilahy 12" # Naka ny sasan-tsasany tamin'ireo vokatra teo amin'ilay tany teny an-tanany "naka ny sasany tamin'ireo vokatry ny tany" # Nitondra teny ho anay koa izy ireo ka nanao hoe Ilay olona miteny eto dia miresaka toy ny hoe zavatra azo tsapain-tanana izay afaka entin'ny olona ny hoe "teny." DH: "niteny taminay" # nanao hoe: 'Tany tsara izay omen'i Yaveh Andriamanintsika ho antsika izany.' DH: "nilaza fa ilay tany izay omen'i Yaveh Andriamanintsika ho antsika dia tsara"