plt_tn/deu/01/25.md

665 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha.

Naka ... izy ireo

"Naka ... ireo lehilahy 12"

Naka ny sasan-tsasany tamin'ireo vokatra teo amin'ilay tany teny an-tanany

"naka ny sasany tamin'ireo vokatry ny tany"

Nitondra teny ho anay koa izy ireo ka nanao hoe

Ilay olona miteny eto dia miresaka toy ny hoe zavatra azo tsapain-tanana izay afaka entin'ny olona ny hoe "teny." DH: "niteny taminay"

nanao hoe: 'Tany tsara izay omen'i Yaveh Andriamanintsika ho antsika izany.'

DH: "nilaza fa ilay tany izay omen'i Yaveh Andriamanintsika ho antsika dia tsara"