plt_tn/deu/01/17.md

20 lines
638 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo mpitsara, koa ho an'olona maro ireo baiko.
# Tsy hampiseho fitanilànana
"Aza mitanila"
# hihaino ireo madinika ary hihaino ireo lehibe ihany koa ianareo
Ireo "kely" sy "lehibe" ireo dia maneho ny olona rehetra. DH: "Hitondra mitovy ny olona rehetra ianareo"
# Tsy hatahotra ny endriky ny olona ianareo
Ny teny hoe "endrika" dia sarin-teny hilazana ilay olona iray manontolo. Ny hoe "tsy hatahotra" dia baiko. "Aza matahotra an'iza na iza"
# tamin'izany andro izany
Ity dia midika hoe ny fotoana naha-tany Horeba, tany amin'ny Tendrombohitra Sinay azy ireo.