638 B
638 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo mpitsara, koa ho an'olona maro ireo baiko.
Tsy hampiseho fitanilànana
"Aza mitanila"
hihaino ireo madinika ary hihaino ireo lehibe ihany koa ianareo
Ireo "kely" sy "lehibe" ireo dia maneho ny olona rehetra. DH: "Hitondra mitovy ny olona rehetra ianareo"
Tsy hatahotra ny endriky ny olona ianareo
Ny teny hoe "endrika" dia sarin-teny hilazana ilay olona iray manontolo. Ny hoe "tsy hatahotra" dia baiko. "Aza matahotra an'iza na iza"
tamin'izany andro izany
Ity dia midika hoe ny fotoana naha-tany Horeba, tany amin'ny Tendrombohitra Sinay azy ireo.