plt_tn/amo/05/21.md

278 B

Halako, hataoko tsinontsinona ny firavoravoanareo

Ny teny hoe: "tsinontsinona" dia manamafy ny teny hoe: "halako." Raha atambatra ireo teny roa ireo dia manasongadina ny herin'ny fankahalan'i Yaveh ny fivavahana manetriketrik'izy ireo. DH: "Halako mafy ny firavoravoanareo."