plt_tn/amo/05/21.md

4 lines
278 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Halako, hataoko tsinontsinona ny firavoravoanareo
Ny teny hoe: "tsinontsinona" dia manamafy ny teny hoe: "halako." Raha atambatra ireo teny roa ireo dia manasongadina ny herin'ny fankahalan'i Yaveh ny fivavahana manetriketrik'izy ireo. DH: "Halako mafy ny firavoravoanareo."