# Halako, hataoko tsinontsinona ny firavoravoanareo Ny teny hoe: "tsinontsinona" dia manamafy ny teny hoe: "halako." Raha atambatra ireo teny roa ireo dia manasongadina ny herin'ny fankahalan'i Yaveh ny fivavahana manetriketrik'izy ireo. DH: "Halako mafy ny firavoravoanareo."