plt_tn/act/27/14.md

447 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nifanandrina tamin'ny oram-baratra mahery i Paoly sy ireo nandeha an-tsambo.

nanomboka namely mafy avy any amin'ny nos

"Nivoaka avy any ampitan'ny nosy Kreta ary nitsoka mafy tamin'ny sambonay"

antsambo nanaraka ny moron'ny

"nandeha nanaraka ny morony izahay satria malefaka kokoa ny fitsokin'ny rivotra ami'iny"

nosy kely iray antsoina hoe Kaoda

Eo amin'ny morontsiraka atsimon'i Kreta io nosy io.