# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nifanandrina tamin'ny oram-baratra mahery i Paoly sy ireo nandeha an-tsambo. # nanomboka namely mafy avy any amin'ny nos "Nivoaka avy any ampitan'ny nosy Kreta ary nitsoka mafy tamin'ny sambonay" # antsambo nanaraka ny moron'ny "nandeha nanaraka ny morony izahay satria malefaka kokoa ny fitsokin'ny rivotra ami'iny" # nosy kely iray antsoina hoe Kaoda Eo amin'ny morontsiraka atsimon'i Kreta io nosy io.