plt_tn/act/27/14.md

16 lines
447 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nifanandrina tamin'ny oram-baratra mahery i Paoly sy ireo nandeha an-tsambo.
# nanomboka namely mafy avy any amin'ny nos
"Nivoaka avy any ampitan'ny nosy Kreta ary nitsoka mafy tamin'ny sambonay"
# antsambo nanaraka ny moron'ny
"nandeha nanaraka ny morony izahay satria malefaka kokoa ny fitsokin'ny rivotra ami'iny"
# nosy kely iray antsoina hoe Kaoda
Eo amin'ny morontsiraka atsimon'i Kreta io nosy io.