plt_tn/act/27/09.md

807 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izahay" sy "anay" dia maneho an'i Paoly sy ny rehetra tao amin'ilay sambo.

Ary nandany fotoana betsaka izahay

Noho ny fitarainana fitsokin'ny rivotra, ny dianay avy tany Kaisaria mankany amin'ilay seranam-tsambo dia naharitra fotoana maro tsyaraka ny niheverana azy.

ny fotoana fifadian-kanin'ireo Jiosy, ary efa lasa nampidi-doza ny miondrana an-tsambo

Io fifadian-kanina io dia natao tamin'ny Andro Fandrakofam-pahotana, izay matetika atao isaky ny faran'ny Septambra na ny ampahany voalohan'ny volana oktobra araka ny kalandrie tandrefana. Aorian'io fotoana io dia ahiana ny fisian'ny oram-baaratra.

hitako fa ity dia izay ho ataontsika ity dia hisy faharatrana sy fahaverezana maro

"raha mandeha izao isika dia hijaly mafy sy ho very"