plt_tn/act/27/09.md

16 lines
807 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izahay" sy "anay" dia maneho an'i Paoly sy ny rehetra tao amin'ilay sambo.
# Ary nandany fotoana betsaka izahay
Noho ny fitarainana fitsokin'ny rivotra, ny dianay avy tany Kaisaria mankany amin'ilay seranam-tsambo dia naharitra fotoana maro tsyaraka ny niheverana azy.
# ny fotoana fifadian-kanin'ireo Jiosy, ary efa lasa nampidi-doza ny miondrana an-tsambo
Io fifadian-kanina io dia natao tamin'ny Andro Fandrakofam-pahotana, izay matetika atao isaky ny faran'ny Septambra na ny ampahany voalohan'ny volana oktobra araka ny kalandrie tandrefana. Aorian'io fotoana io dia ahiana ny fisian'ny oram-baaratra.
# hitako fa ity dia izay ho ataontsika ity dia hisy faharatrana sy fahaverezana maro
"raha mandeha izao isika dia hijaly mafy sy ho very"