# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izahay" sy "anay" dia maneho an'i Paoly sy ny rehetra tao amin'ilay sambo. # Ary nandany fotoana betsaka izahay Noho ny fitarainana fitsokin'ny rivotra, ny dianay avy tany Kaisaria mankany amin'ilay seranam-tsambo dia naharitra fotoana maro tsyaraka ny niheverana azy. # ny fotoana fifadian-kanin'ireo Jiosy, ary efa lasa nampidi-doza ny miondrana an-tsambo Io fifadian-kanina io dia natao tamin'ny Andro Fandrakofam-pahotana, izay matetika atao isaky ny faran'ny Septambra na ny ampahany voalohan'ny volana oktobra araka ny kalandrie tandrefana. Aorian'io fotoana io dia ahiana ny fisian'ny oram-baaratra. # hitako fa ity dia izay ho ataontsika ity dia hisy faharatrana sy fahaverezana maro "raha mandeha izao isika dia hijaly mafy sy ho very"