plt_tn/act/26/30.md

564 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Eto no mifarana ny fotoana nijoroan'i Paoly teo anatrehan'i Agripa.

Fampahafantarina amin'ny ankapobeny

i Bernika dia anabavin'ny mpanjaka Agripa.

Avy eo nitsangana ny mpanjaka, sy ny governora

Avy eo nitsangana Agripa mpanjaka, sy ny governora Festosy

Ity lehilahy ity tsy nanao zavatra mendrika ny fahafatesana na ny ho fatorana

DH: "Ity lehilahy ity dia tsy mendrika ny ho faty sy ho gadraina"

Ity lehilahy ity dia afaka nalefa

DH: "Afaka nafahako ity lehilahy ity" na "ity lehilahy ity dia tokony avotsitra"