plt_tn/act/26/30.md

20 lines
564 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Eto no mifarana ny fotoana nijoroan'i Paoly teo anatrehan'i Agripa.
# Fampahafantarina amin'ny ankapobeny
i Bernika dia anabavin'ny mpanjaka Agripa.
# Avy eo nitsangana ny mpanjaka, sy ny governora
Avy eo nitsangana Agripa mpanjaka, sy ny governora Festosy
# Ity lehilahy ity tsy nanao zavatra mendrika ny fahafatesana na ny ho fatorana
DH: "Ity lehilahy ity dia tsy mendrika ny ho faty sy ho gadraina"
# Ity lehilahy ity dia afaka nalefa
DH: "Afaka nafahako ity lehilahy ity" na "ity lehilahy ity dia tokony avotsitra"