# Fampifandraisana ny foto-kevitra Eto no mifarana ny fotoana nijoroan'i Paoly teo anatrehan'i Agripa. # Fampahafantarina amin'ny ankapobeny i Bernika dia anabavin'ny mpanjaka Agripa. # Avy eo nitsangana ny mpanjaka, sy ny governora Avy eo nitsangana Agripa mpanjaka, sy ny governora Festosy # Ity lehilahy ity tsy nanao zavatra mendrika ny fahafatesana na ny ho fatorana DH: "Ity lehilahy ity dia tsy mendrika ny ho faty sy ho gadraina" # Ity lehilahy ity dia afaka nalefa DH: "Afaka nafahako ity lehilahy ity" na "ity lehilahy ity dia tokony avotsitra"