plt_tn/act/26/19.md

12 lines
491 B
Markdown

# ny fahitana avy tany an-danitra aho
Izany dia manondro ny zavatra nolazain'ilay olona tao amin'ilay fahitana tamin'i Paoly. DH: "izay nolazain'ilay olona avy any an-danitra tamiko tao anaty fahitana"
# hitodika amin'Andriamanitra
hanomboka hatoky amin'Andriamanitra dia atao toy ny hoe miverina amin'Andriamanitra ny olona iray. DH: "matokia an'Andriamanitra"
# hanao ny asa mendrika ny fibebahana
DH: "ary hanomboka manao asa tsara mba hampisehoana fa tena nibebaka marina izy ireo"