# ny fahitana avy tany an-danitra aho Izany dia manondro ny zavatra nolazain'ilay olona tao amin'ilay fahitana tamin'i Paoly. DH: "izay nolazain'ilay olona avy any an-danitra tamiko tao anaty fahitana" # hitodika amin'Andriamanitra hanomboka hatoky amin'Andriamanitra dia atao toy ny hoe miverina amin'Andriamanitra ny olona iray. DH: "matokia an'Andriamanitra" # hanao ny asa mendrika ny fibebahana DH: "ary hanomboka manao asa tsara mba hampisehoana fa tena nibebaka marina izy ireo"